Entrée | 1 Madagasikara tanindrazanay |
Mots élémentaires | 2 Madagasikara, 3 tanindrazana |
Partie du discours | 4 nom propre (titre de poème) [Liste complète] |
Explications en malgache |
5 Hiran' ny MDRM, 1946. Tonony : Jacques Emma Rahamefy. Feony : Rahamefison [3.1] |
Vocabulaire | 6 Littérature: poèmes |
Auteur |
7 Tonony: Rahamefy Jacques Emma. Feony: Rahamefison |
Texte | 8 |
Texte complet |
9 I 10 Madagasikara tanindrazanay! 11 Tany saro-bidy masina sy soa; 12 Lova soa navelan' ny razanay taloha; 13 Maty ho anao no tena lazanay. 14 II 15 Isika rehetra izao akanga miara-dia 16 Tsy azo tabaina na ravana koa; 17 Ka hitomban-dahy hiasa re satria 18 Io no loharano fototry ny soa. 19 III 20 Malagasy ô, andeha hifankatia; 21 Ho mpirahalahy tena iray tam-po; 22 Ny hifankahala hatao sanatria. 23 Ka iray tokoa ny saina sy ny fo. 24 Isan' andininy 25 Mitsangàna ry tanora ! 26 Mitsangàna ka aza manana ahiahy; 27 Izao no andro sady ora, 28 Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy. |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |